«Malagasy mandray an-tàñana ny kolontsaiñiny», no añisan’ny tanjoño’ny mpañôriñy Ivon-toeran’ny kolontsaiñy Zana’Gasy, Raolinirana Eleazar Ludmilla.  Ny fanangañana ivon-toëran’ny kolontsaiñy Zana’Gasy, ‘zay manaña ny foibeny ao amin’ny «Centre de Co-Working Vahatra» 23, Làlaña Lafayette, Antsirañana diaHamaky misimisy