Tantaram-piainana: angano,tononkalo

10,00

  • Sokajy: Tononkalo
  • ISBN: 9781326533878
  • Copyright : TOMBOVELO ZAYAD AMAD
  • Fiteny: Malagasy (Fitenim-paritry avaratra)
  • Pejy: 76
  • Habeny: 14,81 sm x 20,98 sm

Description

TANTARAM-PIAINANA Tantara noforonina, angano sy tononkalo maro samihafa nosoratina amin’ny fitenin’ny faritra avaratrin’ny nosy iny no ho hitanao ato anatin’ity boky fahatelo nosoratin’i Amad Tombovelo Zayad.

JIJY MOMBA SIJIAVO : Zaho iniany hivolana momba sijiavo, zaho iniany hikorana momba raha anabo,. . .

FETIN’I NINDRY :Fetiny iniany, ke izy falifaly, nanano metimety, nanôva taly. Hatramin’ny salovana ndreky kisaly,. . .

AZÔVY NANDREHITRY MÔTRO?: Dimy ambin’ny folo taono izay nananaovako ity asa zandaro ary hefatra taono no niasako ho kapiteny eto Ampanefena. Ampanefena io tanàna eo anelanelan’i Sambava ndreky vohemaro,. . .

TELEPHONINY: Tiako zaho fo telephone, isarombahany izikoa efa mi-sonne, fihininy tsy miala amin’ny tanany. . .

Avis

Il n’y a pas encore d’avis.

Soyez le premier à laisser votre avis sur “Tantaram-piainana: angano,tononkalo”

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *