12/11/2019
  • 10:09 AZA YAMBAISAÑA ‘FA MIHAMPATRA – Thierry Libertos
  • 10:34 Malleka Esmeralda – Azôvy izy ?
  • 3:35 Pr. KOMEDO – Azôvy Izy?
  • 12:07 BELLEGASY – Azôvy izy?
  • 7:10 Mhio Hornella “Miss Boeny 2019”, Azôvy Izy?
  • 2:18 FRANCISKO – Azôvy izy?
  • 1:52 SAMBY TIA – DIO MAHAVAVY
Radio Antsëvasera ( mandëha mivantaña)
Mandeha mivantaña

Taratasin’i Zaman’i Jao

12,50

  • Sokajy: Tononkalo
  • ISBN: 9780244366575
  • Copyright : Momo Jaomanonga Mai 2018
  • Fiteny: Malagasy (Fitenim-paritry avaratra)
  • Pejy: 76
  • Habeny: 14,81 sm x 20,98 sm

Description

Taratasin’i Zaman’i Jao

Fiainan’i Zaman’i Jao, tovolahy iray izay tojo fahasahiranana sy feno hakiviana tanteraka amin’ny andavanandrom-piainan’ny malagasy no niaingan’ny mpanoratra. Zaman’i Jao izay nisedra fiainana mafy, nandeha niondrana antsokosoko tao amin’ny nosy Mayotte izay tany frantsay mba hila ravinahitra, te higoka ny fiainana tsaratsara, fiainam-bazaha hoy ny sasany.

Arak’izay nieritretiny tokoa ve ny zava-nisy? Ahoana izany miaina an-tanin’olona izany izay lavitra havan-tiana? Fiainana an-tsokosoko tsy manana taratasy mazava?
Izany tokoa ve no làlana ahafahana mandroso sy manampy ny havana any an-tanindrazana?

Izany rehetra izany no noraketin’i Zaman’i Jao an-taratasy ho an’ny mpiray tanindrazana aminy. Ankoatran’ny fitondrany ireo fomba fijery vaovao mikasikany fiainan’ny malagasy nohon’ny fisintahany tany ivealny izay nanokatra ny masony, eo ihany koa ireo vahaolana vaovao sy soso-kevitra samihafa.Izany hoe, ivelan’ny maha boky literatiora azy dia misy mikasika ny fiainana ara-tsôsialy, ara-ekonomika, pôlitika ity boky ity.

Avis

Il n’y pas encore d’avis.

Soyez le premier à laisser votre avis sur “Taratasin’i Zaman’i Jao”

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *