Tarijara

14,90

  • Sokajy: Tononkalo
  • ISBN: 978-0-244-44958-2
  • Copyright : Momo Jaomanonga Mai 2019
  • Antsëvasera Boky (Edition)
  • Fiteny: Malagasy (Fitenim-paritry avaratra)
  • Pejy: 76
  • Habeny: 10.79 sm x 17,46 sm

Description

TARIJARA

TARIJARA: angôvo ara-pañahy, ara-tsaiñy mampiangana amin’ny andra sarotro.

TARIJARA: HiTARIky anJARA! Jôro, firariantsoa ary fañiriaña afafy an-tsöratra no votoatiny boky faharoe nosoratan’i Momo Jaomanonga. Tononkalo maromaro amin’ny fitenim-paritry avaratra (Antakaraña – Sakalava Bemazava) izay mañampy amin’ny fandraisan-kafatra ato añatiny sady tombony amin’ny fañampiam-pahalalaña tenim-paritry avaratra ny dikan-teny amin’ny malagasy iombonaña natao ao amin’ny tapany faharoen’ny boky.

Ny filohan’ny Havàtsa – UPEM (Fikambanan’ny Poety sy Mpanoratra Malagasy) HAJAINA (Ramatoa Andrianasolo Hajaina Naomy)  no nañano ny teny fanoloran’ny boky TARIJARA ary ny filoha lefitr’ity fikambanana ity foño koa i THINA Andriafaly no nañano ny teny famaranaña; mazava ho azy fa misy mpanöratra baka avaratra karaha i MIJO (Myriam Amady) nandrangotro hafatra an-tsöratra ato añatiny.

 

Avis

Il n’y a pas encore d’avis.

Soyez le premier à laisser votre avis sur “Tarijara”

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *